Teny iditra (1/2) | 1 valiha vata |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] haro na takelaby no rafetana hitovy bika amin' ny vela ka hatao tariby koa ny tadiny |
Singan-teny | 4 valiha, vata |
Tovy hevitra | 5 valiha marovany |
Teny iditra (2/2) | 6 valihavata |
Sokajin-teny | 7 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
8 [2.591][valiha-vata] piano: ... fa kivazivazy sy hehy aloha no hipetrahan'ise manoloana ny "valiha-vata" (piano) |
Ohatra |
9 [4.40] mamy tokoa izany mifankahita sy miara miredona hiram-pivavahana na hafa manodidina ny valihavata (piano) |
Voambolana |
10 Feon-kira: zavamaneno |
Singan-teny | 11 valiha, vata |
Teny nalaina | 12 Soratra misy io teny valihavata io |
Fivaditsoratra | 13 valiha vata, valihavata |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/25 |
![]() |